2 Mpanjaka 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Hoentina+ koa ny sasany amin’ny zanakao lahy izay haterakao, ka ho lasa tandapa+ any an-dapan’ny mpanjakan’i Babylona.”’”+ 2 Tantara 36:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nentiny ho babo tany Babylona+ izay sisa tsy matin-tsabatra, ka nanjary nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pitondran’ny fanjakan’i Persa.+
18 “Hoentina+ koa ny sasany amin’ny zanakao lahy izay haterakao, ka ho lasa tandapa+ any an-dapan’ny mpanjakan’i Babylona.”’”+
20 Dia nentiny ho babo tany Babylona+ izay sisa tsy matin-tsabatra, ka nanjary nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pitondran’ny fanjakan’i Persa.+