11 “‘Fa fantatro tsara ny zavatra efa noeritreretiko hatao aminareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Mieritreritra ny hanome anareo fiadanana aho fa tsy loza,+ mba hahatonga anareo hanana ny hoavinareo sy hanana fanantenana.+
33 Lalina tokoa ny harenan’Andriamanitra+ sy ny fahendreny+ ary ny fahalalany!+ Tsy takatry ny saina tokoa ny fitsarany+ ary tsy hay fantarina ny lalany!