Isaia 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry oloko voahosihosy sy zanaky ny famoloana!+ Izay reko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no lazaiko aminareo. Lioka 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny+ ho ao an-trano fitehirizana azy, fa ny akofa+ sy ny mololo kosa hodorany amin’ny afo+ tsy mety maty.”
10 Ry oloko voahosihosy sy zanaky ny famoloana!+ Izay reko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, no lazaiko aminareo.
17 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny+ ho ao an-trano fitehirizana azy, fa ny akofa+ sy ny mololo kosa hodorany amin’ny afo+ tsy mety maty.”