FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa zava-masina ho an’i Jehovah ny zava-drehetra vita amin’ny volafotsy sy volamena sy varahina ary vy.+ Tokony halefa ho isan’ny zava-tsarobidy ho an’i Jehovah ireny.”+

  • 2 Samoela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nohamasinin’i Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, toy ny nanamasinany ny volafotsy sy ny volamena avy tamin’ny firenena rehetra resiny,+

  • Isaia 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Amin’izay fotoana izay no hanaterana fanomezana ho an’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ avy amin’ny vahoaka lava ranjanana sy malama hoditra,+ dia vahoaka mampahatahotra ny olona hatraiza hatraiza, sady firenena mafy toto sy mpanitsakitsaka. Ary efa nofaohin’ny renirano koa ny taniny. Haterina any amin’ny toerana misy ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika izany, dia any amin’ny Tendrombohitra Ziona.”+

  • Isaia 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Hanjary ho zava-masina eo anatrehan’i Jehovah anefa ny tombony azony sy ny karamany.+ Tsy hotehirizina na hangonina izany. Homena an’izay mitoetra eo anatrehan’i Jehovah mantsy ny karamany,+ mba hahazoana sakafo mahavoky sy fitafiana mihaja.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara