FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa ahy ny bibidia rehetra any an’ala,+

      Sy ny biby eny amin’ireo tendrombohitra arivo.+

  • Salamo 51:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy sorona no ankasitrahanao, fa raha izany dia ho efa nanao ihany aho.+

      Ary tsy fanatitra dorana no sitrakao.+

  • Ezekiela 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nalainao ireo akanjonao misy peta-kofehy ka nampitafianao an’ireny. Nataonao teo anatrehan’ireny ny menaka sy ny emboka manitra+ tokony ho ahy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara