Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+ Lioka 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy niandrandra ny lanitra, fa nikapo-tratra+ foana ka nanao hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.’+ Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehon’Andriamanitra.+ Koa hoy ny Soratra Masina: “Andriamanitra manohitra ny olona manambony tena,+ fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.”+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy niandrandra ny lanitra, fa nikapo-tratra+ foana ka nanao hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.’+
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehon’Andriamanitra.+ Koa hoy ny Soratra Masina: “Andriamanitra manohitra ny olona manambony tena,+ fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.”+