Jeremia 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+ Ezekiela 27:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hanandratra ny feony izy ireo noho izay manjo anao, ka hidradradradra mafy.+ Dia hanipy vovoka eo amin’ny lohany izy ireo+ sady hihosin-davenona.+
26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+
30 Hanandratra ny feony izy ireo noho izay manjo anao, ka hidradradradra mafy.+ Dia hanipy vovoka eo amin’ny lohany izy ireo+ sady hihosin-davenona.+