FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nanao oha-teny i Balama hoe:+

      “Mitsangàna, ry Balaka, ka mihainoa.

      Mihainoa ahy, ry zanak’i Zipora+ ô!

  • Joba 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nanohy ny teniny i Joba ka nanao izao oha-teny+ izao:

  • Habakoka 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy izy rehetra ireny anefa ve no hanao teny fanarabiana+ sy haneso azy, eny, hiresaka azy an-kolaka? Dia hisy hiteny hoe:

      “‘Lozan’ilay mangorona an’izay tsy azy!+ Mandra-pahoviana?+ Eny, lozan’ilay mivesatra trosa!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara