FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,

      Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+

      Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+

      Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+

  • Salamo 81:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia ho nataoko nilavo lefona mora foana ny fahavalony,+

      Ary ny tanako kosa namely an’ireo nandrafy azy!+

  • Salamo 97:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+

      Izay mandevona ny fahavalony manodidina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara