Salamo 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avy any amin’ny faravodilanitra iray no iaingany,Ary any amin’ny faravodilanitra anankiray no amaranany ny diany.+Tsy misy tsy azon’ny hafanany.+
6 Avy any amin’ny faravodilanitra iray no iaingany,Ary any amin’ny faravodilanitra anankiray no amaranany ny diany.+Tsy misy tsy azon’ny hafanany.+