Salamo 77:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nandrotsaka orana arahin-kotroka ny rahona.+Namoaka feo ny lanitra feno rahona,Ary nifamezivezy tetsy sy teroa ny zana-tsipìkanao.+ Salamo 77:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Toy ny feon’ny kodiaran’ny kalesy ny feon’ny kotroka nalefanao,+Ary nanazava ny tany lonaka ny tselatra.+Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+ Salamo 144:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ampitselatselaro ny tselatra mba hanaparitahanao ny fahavalo,+Ary alefaso ny zana-tsipìkanao mba hampisahotaka azy.+
17 Nandrotsaka orana arahin-kotroka ny rahona.+Namoaka feo ny lanitra feno rahona,Ary nifamezivezy tetsy sy teroa ny zana-tsipìkanao.+
18 Toy ny feon’ny kodiaran’ny kalesy ny feon’ny kotroka nalefanao,+Ary nanazava ny tany lonaka ny tselatra.+Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+
6 Ampitselatselaro ny tselatra mba hanaparitahanao ny fahavalo,+Ary alefaso ny zana-tsipìkanao mba hampisahotaka azy.+