Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+ Ezekiela 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nomanina ilay fandripahana ka norangitina ilay sabatra sady nokosehina mba hanjelatra.’”’”+ “Tsy tokony ho faly ve isika?”+ “‘Lavin’izy io sahala amin’ny nandavany ny hazo+ rehetra ve ilay tehim-panjakan’ny+ zanako?+
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+
10 Efa nomanina ilay fandripahana ka norangitina ilay sabatra sady nokosehina mba hanjelatra.’”’”+ “Tsy tokony ho faly ve isika?”+ “‘Lavin’izy io sahala amin’ny nandavany ny hazo+ rehetra ve ilay tehim-panjakan’ny+ zanako?+