1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena. Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.
3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+