FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 21:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy misy fahendrena na fahaiza-manavaka na torohevitra mahatohitra an’i Jehovah.+

  • Isaia 50:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Ianareo rehetra izay mandrehitra afo sy mampitselatra pitik’afo, aoka ianareo handeha amin’ny hazavan’ny afonareo sy eo anivon’ny pitik’afo atselatrareo. Hamely anareo ny tanako ka izao no hanjo anareo: Hiampatra ao anatin’ny fanaintainana faran’izay mafy ianareo.+

  • Jeremia 51:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy horavana ny mandan’i Babylona+ na dia matevina aza. Ary hodorana+ ny vavahadiny na dia avo aza. Ho very maina fotsiny ny fisasaran’ny vahoaka,+ ary ho zava-poana ny fisasaran’ireo firenena satria ho levon’ny afo+ ny asany. Ho sasa-poana fotsiny izy ireo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara