Salamo 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataony izay hanarahan’ny mpandefitra ny didim-pitsarany,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+ Salamo 76:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa nitsangana hitsara Andriamanitra,+Mba hamonjena ny mpandefitra rehetra eto an-tany.+ Sela. Matio 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Sambatra ny malemy fanahy,+ fa izy no handova ny tany.+
9 Hataony izay hanarahan’ny mpandefitra ny didim-pitsarany,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+