Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+ Romanina 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary amin’ny alalan’ny vaovao tsara no ampiharihariana ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Izany dia vokatry ny fananana finoana+ ka vao mainka mampitombo finoana, araka ny voasoratra hoe: “Fa ny olo-marina dia ho velona noho ny finoany.”+ Romanina 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa satria tsy nahalala ny fahamarinan’Andriamanitra+ izy fa nitady hanamarina ny tenany,+ dia tsy nanaiky ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Efesianina 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka mba hitafy+ ny toetra vaovao+ izay noforonina+ araka ny sitrapon’Andriamanitra, amin’ny tena fahitsiana+ sy tsy fivadihana.
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
17 Ary amin’ny alalan’ny vaovao tsara no ampiharihariana ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Izany dia vokatry ny fananana finoana+ ka vao mainka mampitombo finoana, araka ny voasoratra hoe: “Fa ny olo-marina dia ho velona noho ny finoany.”+
3 Koa satria tsy nahalala ny fahamarinan’Andriamanitra+ izy fa nitady hanamarina ny tenany,+ dia tsy nanaiky ny fahamarinan’Andriamanitra.+
24 ka mba hitafy+ ny toetra vaovao+ izay noforonina+ araka ny sitrapon’Andriamanitra, amin’ny tena fahitsiana+ sy tsy fivadihana.