FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary izay niditra dia lahy sy vavy, avy tamin’ny karaza-nofo rehetra, araka izay nandidian’Andriamanitra an’i Noa. Dia nohidian’i Jehovah ny varavarana.+

  • Salamo 31:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hafeninao ao amin’ny toerana miafina eo akaikinao izy,+

      Mba tsy ho azon’ny olona miray tetika hamely azy.+

      Hampiery azy ao amin’ny trano rantsankazo ianao, mba tsy ho azon’ireo tia mifanditra izy.+

  • Isaia 26:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Mandehana miditra ao amin’ny efitranonao anatiny, ry oloko, ka hidio ny varavarana.+ Miafena kely vetivety, mandra-pahalasan’ny fanamelohana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara