Salamo 91:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na ny areti-mandringana miely amin’ny maizina,+Na ny fandringanana mandripaka amin’ny mitataovovonana.+ Jeremia 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa maro noho ny fasika any an-dranomasina ny fahitako ny mpitondratenany. Na dia mitataovovonana+ aza ny andro, dia hitondra mpandroba aho hanafika ny reny sy ny zanany lahy tanora. Hataoko mivadi-po sy mivarahontsana tampoka izy ireo.+
6 Na ny areti-mandringana miely amin’ny maizina,+Na ny fandringanana mandripaka amin’ny mitataovovonana.+
8 Lasa maro noho ny fasika any an-dranomasina ny fahitako ny mpitondratenany. Na dia mitataovovonana+ aza ny andro, dia hitondra mpandroba aho hanafika ny reny sy ny zanany lahy tanora. Hataoko mivadi-po sy mivarahontsana tampoka izy ireo.+