Genesisy 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.+ Ezekiela 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampihatra didim-pitsarana ao Moaba aho,+ ka tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’+ Amosa 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’i Moaba+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nandoro ny taolan’ny mpanjakan’i Edoma mba hahazoana sokay.+
24 Ary i Jehovah nandefa solifara sy afo avy tamin’i Jehovah avy tany an-danitra, mba hilatsaka toy ny orana teo amin’i Sodoma sy Gomora.+
2 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’i Moaba+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nandoro ny taolan’ny mpanjakan’i Edoma mba hahazoana sokay.+