FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ary tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nentanin’i+ Jehovah i Kyrosy* mpanjakan’i Persa mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Koa nanao izao antso avo+ izao nanerana ny fanjakany izy, sady nanao izany an-tsoratra:+

  • Ezra 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia niainga ireo lohan’ireo+ fianakaviamben’i Joda sy Benjamina mbamin’ny mpisorona sy ny Levita, eny, izay rehetra nentanin’Andriamanitra,+ mba hiakatra hanorina indray ilay tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema.

  • Zakaria 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Filipianina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Andriamanitra mantsy no miasa ao anatinareo,+ satria izany no mahafinaritra azy. Amin’izay dia sady maniry ianareo no manatanteraka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara