FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka, no nanomboka nanorina indray ilay tranon’Andriamanitra tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra+ nanampy azy ireo.

  • Zakaria 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ho tonga ny avy lavitra, ka handray anjara tokoa amin’ny fanorenana ny tempolin’i Jehovah.”+ Dia ho fantatrareo fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminareo.+ Ho tanteraka izany, raha mihaino ny tenin’i Jehovah Andriamanitrareo tokoa ianareo.’”+

  • Hebreo 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 hanome anareo ny zavatra tsara rehetra mba hanaovanareo ny sitrapony, ka hotanterahiny ao amintsika amin’ny alalan’i Jesosy Kristy ny zavatra ankasitrahana eo imasony!+ Ho an’Andriamanitra anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara