2 Mpanjaka 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy nihaino anefa izy ireo fa nanamafy hatoka+ foana, toy ny nataon’ny razany izay tsy naneho finoana+ an’i Jehovah Andriamaniny. 2 Tantara 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary niteny tamin’i Manase sy ny vahoakany foana i Jehovah, nefa tsy nihaino izy ireo.+ Ohabolana 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa niantsoantso aho fa nanda foana ianareo,+ ary efa nanolotra ny tanako aho fa tsy nisy niraharaha,+ Jeremia 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Iza no hitenenako sy hampitandremako ka hihaino ahy? Tsy voafora ny sofin’ireo, ka tsy afa-mandre izy.+ Nataony tsinontsinona ny tenin’i Jehovah,+ sady tsy nahafinaritra azy.+
14 Tsy nihaino anefa izy ireo fa nanamafy hatoka+ foana, toy ny nataon’ny razany izay tsy naneho finoana+ an’i Jehovah Andriamaniny.
24 Efa niantsoantso aho fa nanda foana ianareo,+ ary efa nanolotra ny tanako aho fa tsy nisy niraharaha,+
10 “Iza no hitenenako sy hampitandremako ka hihaino ahy? Tsy voafora ny sofin’ireo, ka tsy afa-mandre izy.+ Nataony tsinontsinona ny tenin’i Jehovah,+ sady tsy nahafinaritra azy.+