Levitikosy 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary halefako ho eo aminareo ny bibidia,+ ka hataony fongana ny zanakareo,+ ary haringany ny biby fiompinareo. Ary hataony vitsy sisa ianareo, ka tsy hisy olona ny lalambenareo.+ 2 Tantara 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia,+ mandra-panonitr’ilay tany ny sabatany.+ Nitandrina sabata ilay tany nandritra ny andro rehetra tsy nisian’ny mponina teo aminy, mandra-pahatapitry ny fitopolo taona.+
22 Ary halefako ho eo aminareo ny bibidia,+ ka hataony fongana ny zanakareo,+ ary haringany ny biby fiompinareo. Ary hataony vitsy sisa ianareo, ka tsy hisy olona ny lalambenareo.+
21 Izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia,+ mandra-panonitr’ilay tany ny sabatany.+ Nitandrina sabata ilay tany nandritra ny andro rehetra tsy nisian’ny mponina teo aminy, mandra-pahatapitry ny fitopolo taona.+