Isaia 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hampirisihiko hifamely ny Ejipsianina, ary samy hiady amin’ny rahalahiny avy sy amin’ny namany avy izy ireo, ka ny tanàna hiady amin’ny tanàna, ary ny fanjakana hiady amin’ny fanjakana.+ Amosa 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary raha entin’ny fahavalony any amin’ny fahababoana izy, dia any no handidiako ny sabatra mba hamono azy.+ Koa hifantoka aminy ny masoko, mba hanisiako ratsy azy, fa tsy soa.+
2 “Hampirisihiko hifamely ny Ejipsianina, ary samy hiady amin’ny rahalahiny avy sy amin’ny namany avy izy ireo, ka ny tanàna hiady amin’ny tanàna, ary ny fanjakana hiady amin’ny fanjakana.+
4 Ary raha entin’ny fahavalony any amin’ny fahababoana izy, dia any no handidiako ny sabatra mba hamono azy.+ Koa hifantoka aminy ny masoko, mba hanisiako ratsy azy, fa tsy soa.+