Ezekiela 27:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nanome fahafaham-po firenena maro ianao,+ rehefa nivoaka avy eny an-dranomasina+ ny entam-barotrao.+ Ary ianao no nampanan-karena ny mpanjakan’ny tany, satria maro be ny zava-tsarobidinao sy ny entana atakalonao.+
33 Nanome fahafaham-po firenena maro ianao,+ rehefa nivoaka avy eny an-dranomasina+ ny entam-barotrao.+ Ary ianao no nampanan-karena ny mpanjakan’ny tany, satria maro be ny zava-tsarobidinao sy ny entana atakalonao.+