Zakaria 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Avy amin’i Joda no iavian’ilay lehibe,+ ary avy aminy koa ilay mpitondra azo ianteherana+ sy ilay tsipìkan’ady,+ ary samy hivoaka avy aminy ny lehiben’ny mpiasa.+ Eny, avy aminy izy rehetra ireo.
4 Avy amin’i Joda no iavian’ilay lehibe,+ ary avy aminy koa ilay mpitondra azo ianteherana+ sy ilay tsipìkan’ady,+ ary samy hivoaka avy aminy ny lehiben’ny mpiasa.+ Eny, avy aminy izy rehetra ireo.