FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely,+ amin’izany andro izany, ka hiara-mivoaka+ avy ao amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razanareo.+

  • Ezekiela 37:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ry zanak’olona, makà sampan-kazo+ ka izao soratana eo aminy: ‘Ho an’i Joda sy ny zanak’Israely namany.’+ Dia makà sampan-kazo iray hafa ka soraty eo hoe: ‘Ho an’i Josefa, sampan-kazon’i Efraima,+ sy ny taranak’Israely rehetra namany.’+

  • Hosea 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ny isan’ny zanak’Israely dia ho toy ny fasika any an-dranomasina, izay tsy voafatra na voaisa.+ Ary any amin’izay nilazana tamin’izy ireo hoe: ‘Tsy oloko ianareo’,+ no hiantsoana azy ireo hoe: ‘Zanak’ilay Andriamanitra velona.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara