Isaia 65:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy ho very maina ny fisasarany,+ ary tsy hiteraka zaza hiharan’ny loza tampoka+ izy. Fa taranaka tahin’i Jehovah+ izy ireo sy ny taranany.+ Asan’ny Apostoly 2:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fa ho anareo ilay fampanantenana,+ eny, ho anareo sy ho an’ny zanakareo ary ho an’izay rehetra any lavitra,+ izany hoe izay rehetra antsoin’i Jehovah Andriamanitsika hanatona azy.”+
23 Tsy ho very maina ny fisasarany,+ ary tsy hiteraka zaza hiharan’ny loza tampoka+ izy. Fa taranaka tahin’i Jehovah+ izy ireo sy ny taranany.+
39 Fa ho anareo ilay fampanantenana,+ eny, ho anareo sy ho an’ny zanakareo ary ho an’izay rehetra any lavitra,+ izany hoe izay rehetra antsoin’i Jehovah Andriamanitsika hanatona azy.”+