FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary notohizin’ireo anti-panahin’ny+ Jiosy foana ny fanorenana+ ka nandroso tsara, satria nampahery azy ireo ny faminanian’i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ zafikelin’i Ido.+ Koa nanorina sy namita ilay trano izy ireo, noho ny baikon’Andriamanitry ny Israely+ sy ny baikon’i Kyrosy,+ sy Dariosy,+ ary Artaksersesy+ mpanjakan’i Persa.

  • Isaia 44:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 dia Ilay miteny amin’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko, ary hotanterahiny an-tsakany sy an-davany izay sitrako rehetra’,+ hatramin’izay nolazaiko momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’, sy momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+

  • Hagay 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nentanin’i Jehovah+ i Zerobabela* zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda, sy Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka, ary ny vahoaka sisa rehetra. Dia niroso izy ireo nanao ny asa momba ny tranon’ilay Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara