Salamo 132:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah.+Naniry mafy honina ao izy,+ ka nanao hoe: Zakaria 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hoy ilay anjelin’i+ Jehovah tamin’i Satana: “Hiteny mafy+ anao anie i Jehovah, ry Satana! Hiteny mafy anao anie i Jehovah, izay nifidy an’i Jerosalema!+ Tsy tapa-porohana nosarihana avy tao anaty afo+ ve io olona io?”
2 Ary hoy ilay anjelin’i+ Jehovah tamin’i Satana: “Hiteny mafy+ anao anie i Jehovah, ry Satana! Hiteny mafy anao anie i Jehovah, izay nifidy an’i Jerosalema!+ Tsy tapa-porohana nosarihana avy tao anaty afo+ ve io olona io?”