FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Mihainoa, ry Israely ô: I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany.+

  • Malakia 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Tsy tokana ihany ve ny raintsika rehetra?+ Tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika?+ Koa nahoana isika no mifamitaka,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razantsika?+

  • Galatianina 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa tsy ilaina ny mpanelanelana raha olona iray monja no voakasika. Andriamanitra irery ihany+ anefa no nanao an’ilay fampanantenana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara