7 Toy izany no nataon’ilay rafiny isan-taona,+ isaky ny niakatra nankany an-tranon’i Jehovah izy ireo.+ Nanorisory azy toy izany ilay rafiny, ka nitomany sy tsy nahahinan-kanina i Hana.
23 “Koa manomboka amin’ny tsinam-bolana ka hatramin’ny tsinam-bolana, ary manomboka amin’ny sabata ka hatramin’ny sabata, dia ho tonga hiankohoka eo anatrehako+ ny olona rehetra”, hoy i Jehovah.