Salamo 86:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho avy ny firenena rehetra nataonao,+Ka hiankohoka eo anatrehanao, Jehovah ô,+Sy hankalaza ny anaranao!+ Isaia 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina amin’izany andro izany.+ Koa ireo efa ho faty any Asyria+ sy ireo miparitaka any Ejipta,+ dia ho avy hiankohoka+ eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+ Jeremia 48:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Norobaina i Moaba ary nisy nananika ny tanànany.+ Nidina hovonoina+ ireo tovolahy voafantina tao aminy’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika.+ Romanina 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary koa hoe: “Miderà an’i Jehovah, ry firenena rehetra, ary aoka hidera azy ny vahoaka rehetra.”+
9 Ho avy ny firenena rehetra nataonao,+Ka hiankohoka eo anatrehanao, Jehovah ô,+Sy hankalaza ny anaranao!+
13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina amin’izany andro izany.+ Koa ireo efa ho faty any Asyria+ sy ireo miparitaka any Ejipta,+ dia ho avy hiankohoka+ eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+
15 “‘Norobaina i Moaba ary nisy nananika ny tanànany.+ Nidina hovonoina+ ireo tovolahy voafantina tao aminy’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika.+