FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona, fa Ilay Masin’ny Israely dia lehibe eo anivonareo.”+

  • Isaia 60:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy ho fahazavana mandritra ny andro ho anao intsony ny masoandro, ary tsy hanome hazavana ho anao intsony ny volana mamirapiratra. Fa i Jehovah no ho fahazavana ho anao mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ary ny Andriamanitrao no ho hatsaran-tarehinao.+

  • Hagay 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ho lehibe kokoa ny voninahitr’ity trano ity raha oharina amin’ilay taloha’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

      “‘Ary eto amin’ity toerana ity no hanomezako fiadanana’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara