Salamo 137:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, tsarovy+ ny nataon’ny taranak’i Edoma+ tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema,+Ka nilazan’izy ireo hoe: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+ Isaia 34:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Hihosin-dra eny amin’ny lanitra ny sabatro.+ Jereo fa hidina hamely an’i Edoma izy io,+ ka hamely ny olona efa natokako haringana,+ ary ara-drariny izany. Obadia 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho lasa afo ny taranak’i Jakoba,+ ho lelafo ny taranak’i Josefa, ary ho vodivary+ kosa ny taranak’i Esao. Koa hodoran’izy ireo sy holevoniny ny taranak’i Esao, ka tsy hisy hiangana,+ fa i Jehovah no efa niteny.
7 Jehovah ô, tsarovy+ ny nataon’ny taranak’i Edoma+ tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema,+Ka nilazan’izy ireo hoe: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+
5 “Hihosin-dra eny amin’ny lanitra ny sabatro.+ Jereo fa hidina hamely an’i Edoma izy io,+ ka hamely ny olona efa natokako haringana,+ ary ara-drariny izany.
18 Dia ho lasa afo ny taranak’i Jakoba,+ ho lelafo ny taranak’i Josefa, ary ho vodivary+ kosa ny taranak’i Esao. Koa hodoran’izy ireo sy holevoniny ny taranak’i Esao, ka tsy hisy hiangana,+ fa i Jehovah no efa niteny.