Ezekiela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahatelopolo, dia nisokatra ny lanitra+ ka nahazo fahitana avy tamin’Andriamanitra aho,+ tamin’izaho teo amin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Marka 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha vao niakatra avy tao anaty rano i Jesosy, dia hitany ny lanitra nisokatra sy ny fanahy masina nidina toy ny voromailala nankeo amboniny.+ Lioka 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Rehefa natao batisa daholo ny olona rehetra, dia natao batisa koa i Jesosy.+ Ary nisokatra ny lanitra+ raha mbola nivavaka izy. Asan’ny Apostoly 7:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Dia hoy izy: “Io fa hitako ny lanitra misokatra,+ ary ny Zanak’olona+ mijoro eo ankavanan’Andriamanitra.”+
1 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahefatra, tamin’ny taona fahatelopolo, dia nisokatra ny lanitra+ ka nahazo fahitana avy tamin’Andriamanitra aho,+ tamin’izaho teo amin’ireo olona natao sesitany,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+
10 Raha vao niakatra avy tao anaty rano i Jesosy, dia hitany ny lanitra nisokatra sy ny fanahy masina nidina toy ny voromailala nankeo amboniny.+
21 Rehefa natao batisa daholo ny olona rehetra, dia natao batisa koa i Jesosy.+ Ary nisokatra ny lanitra+ raha mbola nivavaka izy.
56 Dia hoy izy: “Io fa hitako ny lanitra misokatra,+ ary ny Zanak’olona+ mijoro eo ankavanan’Andriamanitra.”+