Lioka 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nitondra azy nankany Jerosalema ny Devoly, ka nametraka azy teo an-tampon’ny mandan’ny+ tempoly, ary niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any.+
9 Ary nitondra azy nankany Jerosalema ny Devoly, ka nametraka azy teo an-tampon’ny mandan’ny+ tempoly, ary niteny taminy hoe: “Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia mianjerà any ambany any.+