Jeremia 31:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+ Hebreo 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 dia izany no nahatonga an’i Jesosy ho antoka ny amin’ny fifanekena+ tsara kokoa. Hebreo 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena izay nandidian’Andriamanitra anareo.”+
31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+