24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+
5 Ary ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea+ sy Sobaba+ sy Natana+ ary Solomona,+ ka ireo efatra ireo no naterak’i Batseba+ zanakavavin’i Amiela,+