Matio 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+ Marka 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nony afaka andro vitsivitsy anefa, dia niditra tao Kapernaomy indray i Jesosy, ary ren’ny olona fa tao an-trano izy.+ Lioka 8:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia nangataka an’i Jesosy mba hiala teo ny olona rehetra avy any amin’ny manodidina ny tanin’ny Gerasianina, satria raiki-tahotra loatra izy ireo.+ Koa lasa niakatra tao an-tsambokely izy ka niala teo.
13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+
2 Nony afaka andro vitsivitsy anefa, dia niditra tao Kapernaomy indray i Jesosy, ary ren’ny olona fa tao an-trano izy.+
37 Dia nangataka an’i Jesosy mba hiala teo ny olona rehetra avy any amin’ny manodidina ny tanin’ny Gerasianina, satria raiki-tahotra loatra izy ireo.+ Koa lasa niakatra tao an-tsambokely izy ka niala teo.