Lioka 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora+ an’ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono ho faty. Eny, hoy aho aminareo, matahora+ Azy.
5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora+ an’ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono ho faty. Eny, hoy aho aminareo, matahora+ Azy.