Jaona 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha misy miala amiko, dia toy ny sampany ariana eny ivelany izy ka malazo. Ary angonin’ny olona ireny ka atsipiny ao anaty afo, ary may.+ Asan’ny Apostoly 5:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Koa manoloana an’izao zava-mitranga izao, dia izao no lazaiko aminareo: Aza mitsabaka amin’izay ataon’ireo lehilahy ireo, fa avelao izy—raha avy amin’olombelona mantsy izao fikasana na asa izao, dia ho rava,+
6 Raha misy miala amiko, dia toy ny sampany ariana eny ivelany izy ka malazo. Ary angonin’ny olona ireny ka atsipiny ao anaty afo, ary may.+
38 Koa manoloana an’izao zava-mitranga izao, dia izao no lazaiko aminareo: Aza mitsabaka amin’izay ataon’ireo lehilahy ireo, fa avelao izy—raha avy amin’olombelona mantsy izao fikasana na asa izao, dia ho rava,+