13 Koa izay rehetra voaisa dia samy hanome antsasaky ny sekely, araka ny sekelin’ny toerana masina,+ ka gera* roapolo ny iray sekely. Eny, antsasaky ny sekely no fanomezana ho an’i Jehovah.+
26 Ny antsasaky ny sekely izay nomen’ny tsirairay, dia ny antsasa-tsekely araka ny sekelin’ny toerana masina. Nanome izany ny lehilahy rehetra voasoratra anarana, izay roapolo taona no ho miakatra.+ Dimampolo sy dimanjato sy telo arivo sy enina hetsy ny isan’izy ireo.+