Eksodosy 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ilay anjelin’i Jehovah dia niseho taminy tao anaty lelafo, teo afovoan’ny voaroy naniry.+ Koa raha mbola nijery i Mosesy, dia io fa nirehitra ilay voaroy nefa tsy nety levona. Matio 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Raha ny amin’ny fitsanganan’ny maty, tsy novakinareo ve izay nolazain’Andriamanitra taminareo hoe:+ Lioka 20:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Fa na i Mosesy aza nampahafantatra ny amin’ny fitsanganan’ny maty, tao amin’ny fitantarana momba ilay voaroy,+ rehefa niantso an’i Jehovah hoe ‘Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.’+
2 Ary ilay anjelin’i Jehovah dia niseho taminy tao anaty lelafo, teo afovoan’ny voaroy naniry.+ Koa raha mbola nijery i Mosesy, dia io fa nirehitra ilay voaroy nefa tsy nety levona.
31 Raha ny amin’ny fitsanganan’ny maty, tsy novakinareo ve izay nolazain’Andriamanitra taminareo hoe:+
37 Fa na i Mosesy aza nampahafantatra ny amin’ny fitsanganan’ny maty, tao amin’ny fitantarana momba ilay voaroy,+ rehefa niantso an’i Jehovah hoe ‘Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.’+