Lioka 19:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ary hatontany amin’ny tany ianao sy ny zanakao ao aminao,+ ary tsy havelany hisy vato hifanaingina+ eo aminao, noho ny tsy nahatakaranao ny fotoana nanaraha-maso+ anao.”
44 Ary hatontany amin’ny tany ianao sy ny zanakao ao aminao,+ ary tsy havelany hisy vato hifanaingina+ eo aminao, noho ny tsy nahatakaranao ny fotoana nanaraha-maso+ anao.”