FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mika 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ny zanakalahy dia manamavo ny rainy, ny zanakavavy manohitra ny reniny,+ ny vinantovavy manohitra ny rafozambaviny,+ ary ny ankohonan’ny olona ihany no fahavalony.+

  • Matio 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary ny rahalahy+ koa hanolotra ny rahalahiny ho faty, ny ray hanolotra ny zanany, ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hampamono azy ho faty.+

  • Lioka 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hivadika aminareo hatramin’ny ray aman-dreninareo+ sy ny rahalahinareo sy ny havanareo ary ny namanareo, ka hisy aminareo hovonoina ho faty.+

  • 2 Timoty 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 tsy ho tia ny mpianakaviny,+ tsy ho azo ifanarahana,+ ho mpanendrikendrika,+ tsy hahafehy tena, ho masiaka be,+ tsy ho tia ny tsara,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara