Matio 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nandeha ka nahita lehilahy antsoina hoe Matio, nipetraka tao amin’ny birao famorian-ketra. Raha vao nahita azy izy, dia niteny taminy hoe: “Andao hanara-dia ahy.”+ Nitsangana avy hatrany i Matio ka nanaraka azy.+
9 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nandeha ka nahita lehilahy antsoina hoe Matio, nipetraka tao amin’ny birao famorian-ketra. Raha vao nahita azy izy, dia niteny taminy hoe: “Andao hanara-dia ahy.”+ Nitsangana avy hatrany i Matio ka nanaraka azy.+