36 Ary nilaza fanoharana taminy izy hoe: “Tsy misy olona maka tapa-damba avy amin’ny akanjo vaovao ka manjaitra izany eo amin’ny akanjo tonta. Raha izany mantsy, dia sady handrovitra an’ilay akanjo tonta ilay tapa-damba vaovao no tsy hifanentana aminy koa.+