Daniela 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Ary hitsangana handimby azy ny olona iray+ izay handefa mpitaky hetra+ eran’ilay fanjakana be voninahitra. Ho lavo izy rehefa afaka andro vitsivitsy, nefa tsy noho ny fahatezerana na ny ady.
20 “Ary hitsangana handimby azy ny olona iray+ izay handefa mpitaky hetra+ eran’ilay fanjakana be voninahitra. Ho lavo izy rehefa afaka andro vitsivitsy, nefa tsy noho ny fahatezerana na ny ady.