Matio 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy ireo: “An’i Kaisara.” Ary hoy izy tamin’ireo: “Aloavy amin’i Kaisara àry izay an’i Kaisara, fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+ Marka 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa hoy i Jesosy: “Aloavy amin’i Kaisara izay an’i Kaisara,+ fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+ Ary gaga tamin’ny teniny ireo.+ Lioka 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanomboka niampanga azy+ izy ireo hoe: “Ity lehilahy ity hitanay nampikomy+ ny firenenay, ary nandrara tsy handoa hetra+ amin’i Kaisara, sady nilaza fa izy no Kristy mpanjaka.”+
21 Dia hoy ireo: “An’i Kaisara.” Ary hoy izy tamin’ireo: “Aloavy amin’i Kaisara àry izay an’i Kaisara, fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+
17 Koa hoy i Jesosy: “Aloavy amin’i Kaisara izay an’i Kaisara,+ fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+ Ary gaga tamin’ny teniny ireo.+
2 Ary nanomboka niampanga azy+ izy ireo hoe: “Ity lehilahy ity hitanay nampikomy+ ny firenenay, ary nandrara tsy handoa hetra+ amin’i Kaisara, sady nilaza fa izy no Kristy mpanjaka.”+